Search Header Logo

Quiz Malagasy Terminale , Examen Bacc Madagasikara

Authored by Tefinjanahary Razakariasy

History

1st - 5th Grade

Quiz Malagasy Terminale , Examen Bacc Madagasikara
AI

AI Actions

Add similar questions

Adjust reading levels

Convert to real-world scenario

Translate activity

More...

    Content View

    Student View

10 questions

Show all answers

1.

MULTIPLE CHOICE QUESTION

30 sec • 1 pt

Tamin'ny taona firy I Samuel RATANY no teraka ?

22 Jona 1936

4 Martsa 1901

16 Jolay 1901

16 May 1955

2.

MULTIPLE CHOICE QUESTION

30 sec • 1 pt

Nianatra tao Saint Michel Amparibe I Jean Joseph RABEARIVELO fa saingy voaroaka tao izy noho ny famakiana ilay boky ..............

Sylve

Fleurs du mal

Tanala

Lala roa

3.

MULTIPLE SELECT QUESTION

45 sec • 1 pt

Nitondra Solon'anarana maro I Jasmina Ratsimiseta , fidio ary izay valiny rehetra marina . ☺

Trézan

Verbal

Kintana

Fantomas

4.

MULTIPLE CHOICE QUESTION

30 sec • 1 pt

Nanoratra tononkalo manokana I Samuel Ratany izay natolony ho an'i Albert RANAIVO . Inona ary io tononkalo io ?

Embona

Elogie de minuit

In memoriam

5.

MULTIPLE SELECT QUESTION

45 sec • 1 pt

Samy nanoratra boky mahakasika ny fasana avy ireto mpanoratra ireto : Jean Joseph RABEARIVELO , Jasmina RATSIMISETA ary I Samuel RATANY . Fidio ary izay valiny marina .

Jasmina Ratsimiseta : " Fasana faharoa "

Jasmina RATSIMISETA : " Rehefa maty aho "

J.J.RABEARIVELO : " Fasana Faharoa "

J.J.RABEARIVELO :" Irery teo akaikin'ny fasana "

Samuel RATANY :" Irery teo akaikin'ny fasana "

6.

MULTIPLE CHOICE QUESTION

30 sec • 1 pt

Misy tara-kevitra izay itovizan'i J.J.RABEARIVELO , Samuel RATANY ary Jasmina RATSIMISETA . Inona ary io tara-kevitra io ?

Ny aloky ny fasana sy ny fahafatesana .

Alahelo

Ny fahankambotiana

Embona sy hanina

7.

MULTIPLE SELECT QUESTION

45 sec • 1 pt

Iza avy ireo mpanoratra izay hita tao amin'ny vanim-potoana mitady ny very ?

Jean Casimir RABEARIVELO

Jasmina RATSIMISETA

Iharilanto Patrick ANDRIAMANGATIANA

Ny avana RAMANATOANINA

Access all questions and much more by creating a free account

Create resources

Host any resource

Get auto-graded reports

Google

Continue with Google

Email

Continue with Email

Classlink

Continue with Classlink

Clever

Continue with Clever

or continue with

Microsoft

Microsoft

Apple

Apple

Others

Others

Already have an account?